Fikambanana Mampiely Baiboly Malagasy

您所在的位置:网站首页 980725 Fikambanana Mampiely Baiboly Malagasy

Fikambanana Mampiely Baiboly Malagasy

#Fikambanana Mampiely Baiboly Malagasy | 来源: 网络整理| 查看: 265

Ny Fikambanana Mampiely Baiboly Malagasy (izay hafohezina hoe FMBM) dia fikambanana iarahan'ny fiangonana sy fikambana kristiana ary ny Kristiana eto Madagasikara ho eti-mampandroso ny fampielezana ny Baiboly sy hahalalan'ny Malagasy rehetra ny Vaovao Mahafalin'i Kristy. Tamin'ny 21 Jona 1965 no teraka ny FMBM. Ny tena ahafantarana nyFMBM dia ny fandikana sy ny fanontana ary ny fivarotana ny Baiboly sy boky hafa na trakta momba ny Baiboly amin'ny teny malagasy. Isan'ny nandraisany anjara tamin'ny fanontana printy ny Baiboly protestanta amin'ny teny malagasy (atao hoe Ny Baiboly) sy ny Baibolin'ny firaisam-pinoana (atao hoe Dikan-teny Iombonana Eto Madagasikara na DIEM).



【本文地址】


今日新闻


推荐新闻


CopyRight 2018-2019 办公设备维修网 版权所有 豫ICP备15022753号-3